|
|
|
|

Entry1  ranomanitra
Elementary words  2  rano, manitra
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Rano amboarina amin' ny zavamaniry misy fofona mantra ka atao amin' ny akanjo na hanosorana ny tena [1.1]
Explanations in English  5  Eau-de-Cologne or any other scent. [1.2]
6  perfume, toilet water [1.7]
Explanations in French  7  parfum [1.8]
8  eaux de senteur ; le plus souvent aujourd'hui l'eau de Cologne du commerce [1.196]
Examples  9  Amin' izay eo ny ranomanitra midofaka avy amin' ny faritra rehetra voakasik' ilay vehivavy. [2.4]
10  Ho ampitomboiny akory ary ny fikasany ka hanampy ranomanitra sy menaka fanosotra sy mahamandimandina endrika izy. [2.470]
11  Ho ampitomboiny akory ary ny fikasany ka hanampy ranomanitra sy menaka fanosotra sy mahamandimandina endrika izy. [2.470]
Compound words 

Updated on 2023/05/28