Entry | 1 ranomanitra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Rano amboarina amin' ny zavamaniry misy fofona mantra ka atao amin' ny akanjo na hanosorana ny tena |
Explanations in English |
4 [1.2][rano manitra] Eau-de-Cologne or any other scent. 5 [1.7] perfume, toilet water |
Explanations in French |
6 [1.8] parfum 7 [1.196] eaux de senteur ; le plus souvent aujourd'hui l'eau de Cologne du commerce |
Examples |
8 [2.4] Amin' izay eo ny ranomanitra midofaka avy amin' ny faritra rehetra voakasik' ilay vehivavy. 9 [2.470] Ho ampitomboiny akory ary ny fikasany ka hanampy ranomanitra sy menaka fanosotra sy mahamandimandina endrika izy. 10 [2.470] Ho ampitomboiny akory ary ny fikasany ka hanampy ranomanitra sy menaka fanosotra sy mahamandimandina endrika izy. |
Elementary words | 11 rano, manitra |
Compound words |
|
Updated on 2024/12/07 |
![]() |