|
|
|
|

Entry1  manitra
Root  2  hanitra
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Manana fofona tsara: Manitra ny vonin' ny telomiova
Explanations in English  5  [1.7] fragrant
Explanations in French  6  [1.8] parfumé
7  [1.196] (de hanitra : parfum). « Nom d'une plante médicinale » d'après Grandidier. C'est en réalité un nom qu'on donne en général aux plantes odoriférantes, parfumées. [Merina]
Examples  8  Ny hoavy voafafy raozy sy voninkazo manitra no toa diaviny [2.470]
9  Raha tsy akoho mifahy tsy mitovy aminy, ary ny fofony manitra aoka izany. [2.471]
10  Sady mamy izy no manitra ery amin' izay rahefa masaka. [2.472]
Vocabulary  11  Botany
Derivatives 
12  Names :
Analogs  13  mani-pofona, mamerovero, mandraraka, manetonetona, maka volon' orona, midofaka, mamafana, andriamanitra
Compound words 
Phytonyms 
Toponyms 
Titles  29  Ny tantaran' ilay savomanitra (Razafiniaina Charlotte)
Proverbs  30  Proverbs containing the word manitra

Anagrams  31 

Updated on 2025/01/28