Entry | 1 mamerovero |
Root | 2 verovero |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 mandrara-pofona manitra: Voninkazo mamerovero 5 malaza [1.1] |
Explanations in French |
6 être odoriférant [1.3#829, 1.196] 7 , répandre une bonne odeur: Mamerovero ireo vonindraozy ireo (Ces roses répandent d’agréables parfums) 8 figuré: être célèbre [1.3#829] 9 répandre une odeur agréable 10 Figuré: être célèbre, respecté [1.196] |
Examples |
11 Raha jejo loha ny any, Izahay kely ihany fa mamerovero. [1.299#] 12 Mbola henoko mamerovero eny anaty habakabak'i Menabe ny ampahan' ny fofonain' ilay mpanjakako. [2.528#] 13 Ny rambiazina no mamerovero an-tanety, ny tongolo no manitra voasary, ary ny tsaika no manitra an-ala. [2.69#] |
Proverbs | 14 Proverbs containing the word mamerovero |
Updated on 2023/01/20 |