Entry | lamba rano | |
Elementary words | lamba ; rano | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | [Sihanaka] [ lambarano ] Lamba mainty (haingo fa tsy fisaonana) [1.78] | |
Lamba landihazo madini-tenona sady manify saiky kararavina ary nasiana loko manga mainty, ka natao lamba fisaonana [1.1] | ||
Explanations in French | [ lambarano ] Toile de Bengale, toile bleue [1.3] | |
Vocabulary | Economy: clothing | |
Proverbs | Proverbs containing the word lamba rano | |
Anagrams | lamba rano, lamborana |
Updated on 2023/06/12 |