Entry (1/2) | 1 zazavavindrano |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Karazan' olon-dia tsara tarehy, hono, ka voalaza ho mipetraka amin' ny zohy any ambany rano na amin' ny zohy mivoaka avy anaty rano, ka mivelona amin' ny hazandrano manta |
Examples |
4 [2.5] Moa tsy zazavavindrano koa Ranoro vadin' Andriambodilova? 5 [2.508#74] zazavavindrano niara-nonina tamin' ny voay hono ny reniny ary voafandrika ka nanambady olombelona teny an-tanety. |
Vocabulary |
6 Religions, Beliefs |
Elementary words | 7 zazavavy, rano |
Titles |
Entry (2/2) | 9 Zazavavindrano |
Part of speech | 10 name (book title) [Full list] |
Explanations in French |
11 [1.59] roman en langue malgache publiƩ en 1945 par Andriamalala Emilson Daniel |
Vocabulary |
12 Literature: books |
Elementary words | 13 zazavavindrano |
Author |
14 Andriamalala Emilson Daniel |
Publishings |
15 Librairie Mixte, 1972. Height: 17cm. Width: 12cm. Pages: 143 |
Illustrations |
|
Anagrams | 17 zazavavindrano, Zazavavindrano |
Updated on 2025/04/19 |
![]() |