Entry | 1 fanambatambazana |
Root | 2 tambitamby |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fanafosafoana na fanehatehafana malefaka amim-pitiavana; fiangaviana (olona) amin' ny fanomezanjavatra na karama azy, na fanaovana izay hahafaly azy [1.1] |
Explanations in English |
5 the act of enticing or coaxing [1.7] |
Explanations in French |
6 action de cajoler [1.3#659, 1.8] 7 l'action de caresser, de consoler, le motif [1.3#659] 8 action d'allécher [1.8] |
Examples |
9 Nanjary nitondra ronono iray litatra isan-kerinandro hiantsena ilehio taty aoriana ho fanambatambazana azy. [2.470] 10 Raha ny marina no holazaina, fanamaivanana ravindravina ivelany ihany izany, fanambatambazana eritreritra somary tefy manta. [2.472] |
Updated on 2023/01/23 |