Entry | 1 fanambatambazana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fanafosafoana na fanehatehafana malefaka amim-pitiavana; fiangaviana (olona) amin' ny fanomezanjavatra na karama azy, na fanaovana izay hahafaly azy |
Explanations in English |
4 [1.7] the act of enticing or coaxing |
Explanations in French |
5 [1.3#659, 1.8] action de cajoler 6 [1.3#659] l'action de caresser, de consoler, le motif 7 [1.8] action d'allécher |
Examples |
8 [2.470] Nanjary nitondra ronono iray litatra isan-kerinandro hiantsena ilehio taty aoriana ho fanambatambazana azy. 9 [2.472] Raha ny marina no holazaina, fanamaivanana ravindravina ivelany ihany izany, fanambatambazana eritreritra somary tefy manta. |
Root | 10 tambitamby |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |