|
|
|
|

Entry1  manambitamby
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Manafosafo na manehatehaka malefaka amim-pitiavana mba hanala alahelo: Manambitamby zaza manavy
Miangavy olona amin' ny fanomezan-javatra na karama, na amin' ny fanaovana izay hahafaly azy: Nanambitamby ahy mafy izy hanohana azy amin' ny fifidianana
Explanations in English  4  [1.7] to coax, to cajole
Explanations in French  5  [1.3#659, 1.8] cajoler, allécher
6  [1.3#659] caresser, flatter, consoler
Examples  7  [2.470] Mamerina mandrakotra sy manambitamby azy Rasoa, olon-tiany.
8  [1.3#659] nanambitamby ny reniny izy ka azony izay nangatahiny (Il a cajolé sa mère, et obtenu ce qu'il demandait)
Root  9  tambitamby
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :
Analogs  14  manafosafo, misafosafo, mitsontsona, mandrotsirotsy, manolikoly, manojikojy, mihontihonty, manehatehaka, manejokejo, mamalifaly
Proverbs  15  Proverbs containing the word manambitamby

Updated on 2024/12/11