Entry | 1 mitambitamby |
Root | 2 tambitamby |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Manao izay hahafalifaly olona ka manasohaso azy satria misy zavatra tian-ko azo aminy: Tsy mitambitamby aminao aho fa rehefa tsy manaiky ianao dia aoka ho rava ny zava-drehetra |
Explanations in English |
5 [1.2] to curry favour, to caress, to ingratiate oneself |
Explanations in French |
6 [1.3] se faire caresser, chercher à se faire bien voir, à capter les grâces |
Examples |
7 Ho hitanao tokoa izany, ry Lidy, fa izaho tsy mitambitamby anao. [2.470] |
Morphology |
|
Updated on 2024/12/11 |