|
|
|
|

Entry1  mitambitamby
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Manao izay hahafalifaly olona ka manasohaso azy satria misy zavatra tian-ko azo aminy: Tsy mitambitamby aminao aho fa rehefa tsy manaiky ianao dia aoka ho rava ny zava-drehetra
Explanations in English  4  [1.2] to curry favour, to caress, to ingratiate oneself
Explanations in French  5  [1.3] se faire caresser, chercher à se faire bien voir, à capter les grâces
Examples  6  [2.470] Ho hitanao tokoa izany, ry Lidy, fa izaho tsy mitambitamby anao.
Root  7  tambitamby
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :

Updated on 2024/12/11