Entry |
manamby
(tamby)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Manakarama: Nanamby ahy telopolo izy hanadio ny tokotany [1.1]
|
Explanations in English | To hire for wages [1.7]
|
Explanations in French | Prendre à gages [1.8]
|
Examples | Ary hoy izy: raha tsy omeny izany manamby azy izany nefa ny karamany, iza no mba hitarainany?
[2.366]
|
Morphology |
Present : |
manamby |
Past : |
nanamby |
Future : |
hanamby |
Imperative : |
manambaza |
|
|
Entry |
mañamby
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | [Bara]
Miaro [1.78]
|
|