Entry | 1 mifanamby |
Root | 2 tamby |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Miloka, mifametra-teny fa izay resy an-doka dia manome vola an' ilay mandresy: Nifanamby efajato ariary izy roa lahy [1.1] |
Explanations in English |
5 to lay wagers, to bet. See loka [1.2] |
Morphology |
|
Anagrams | 10 mifanamby, mifanimba |
Updated on 2023/01/20 |