|
|
|
|

Entry1  mai-molotra
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  kivy fa diso fanantenana na lampan' ny hanoanana [1.1]
Examples  4  Nony efa tsy nahafanta-tra, dia nisafo loha, sady maimolotra foana teo no niteny tsilemilemy hoe : "Tsy fantatro velively, tompoko!" [2.69#]
Elementary words  5  maina, molotra

Updated on 2023/10/29