|
|
|
|

Entry1  mpampivelona
Root  2  velona
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Vehivavy mpampiteraka ny vehivavy bevohoka tonga andro
Explanations in English  5  [1.7] a midwife
Explanations in French  6  [1.8, 1.13, 1.5] sage-femme
7  [1.196] (toute l'île) (de velona : vivant). Matrone ou sage-femme soignant les femmes en couche. Elle utilise toujours en bains de vapeurs diverses essences et résines destinées à créer une atmosphère chaude et, si possible exempte de germes pathogènes.
Examples  8  [2.113#] Villette dia nanomana ireo ho mpampivelona ka nisy trano fiterahana naorina.
9  [2.356#] ambin' ny folo taona taty aoriana, ny telo lahy dokotera, ny vavy anankiroa mpampivelona.
10  [1.38] fa ny Fariseo tsy nety nanaiky ny Jentilisa ho namany, ary nandrara ny vehivavy mpampivelona jiosy tsy hampivelona Jentilisa, na dia tokony hahafaty azy aza ny tsy hamonjeny ny vehivavy toy izany.
Vocabulary  11  Health
Proverbs  12  Proverbs containing the word mpampivelona

Updated on 2025/02/02