Entry | 1 mpampivelona |
Root | 2 velona |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Vehivavy mpampiteraka ny vehivavy bevohoka tonga andro |
Explanations in English |
5 [1.7] a midwife |
Explanations in French |
6 [1.8, 1.13, 1.5] sage-femme 7 [1.196] (toute l'île) (de velona : vivant). Matrone ou sage-femme soignant les femmes en couche. Elle utilise toujours en bains de vapeurs diverses essences et résines destinées à créer une atmosphère chaude et, si possible exempte de germes pathogènes. |
Examples |
8 [2.113#] Villette dia nanomana ireo ho mpampivelona ka nisy trano fiterahana naorina. 9 [2.356#] ambin' ny folo taona taty aoriana, ny telo lahy dokotera, ny vavy anankiroa mpampivelona. 10 [1.38] fa ny Fariseo tsy nety nanaiky ny Jentilisa ho namany, ary nandrara ny vehivavy mpampivelona jiosy tsy hampivelona Jentilisa, na dia tokony hahafaty azy aza ny tsy hamonjeny ny vehivavy toy izany. |
Vocabulary |
11 Health |
Proverbs | 12 Proverbs containing the word mpampivelona |
Updated on 2025/02/02 |
![]() |