Entry | mpamelona (velona) | ||
Part of speech | noun | ||
Explanations in Malagasy | [1.1] | ||
Explanations in French | Celui qui nourrit, qui anime, qui vivifie [1.3] | ||
Examples | Ny ray sy ny reny izany no mpanabe, nefa mahery ny lahy noho izy lohan'ny fianakaviana sy mpamelona azy.
[2.606] | ||
Compound words |
| ||
Anagrams | mampanelo, mpamelona |
Updated on 2023/06/15 |