|
|
|
|

Entry (1/2)1  mahavelona
Root  2  velona
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  ilain'ny aina [1.13]
Explanations in French  5  nutritif [1.13]
6  qui peut ranimer, ramener à la vie, est le nom donné aux préparations auxquelles on attribue de grands pouvoirs revivifiants. Par exemple, une préparation faite à partir des grands aloes du Sud. Voir vahombe [1.196]
Examples  7  Mitsiry aho dia efa sakafo mahavelona. [2.117#108]
8  Fahasoavana roa ambin'ny folo mahavelona koa! [1.262#]
9  Miady varotra izy fa tsy mahavelona anaka izany. [2.606#118]
Compound words 

Entry (2/2)11  Mahavelona
Root  12  maha
Elementary words  13  maha~, velona
Part of speech  14  name (toponym)
Vocabulary  15  Geography: towns
Examples  16  Tao mahavelona ihany no renivohiny. [2.508#257]
Tables and plates  17  Full list

Anagrams  18  Mahalevona, Mahavelona, mahavelona, Mahalevona, Mahavelona, mahavelona

Updated on 2023/01/20