|
|
|
|

Entry (1/2)1  mahavelona
Root  2  velona
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  [1.13] ilain'ny aina
Explanations in French  5  [1.13] nutritif
6  [1.196] qui peut ranimer, ramener à la vie, est le nom donné aux préparations auxquelles on attribue de grands pouvoirs revivifiants. Par exemple, une préparation faite à partir des grands aloes du Sud. Voir vahombe
Examples  7  [2.117#108] Mitsiry aho dia efa sakafo mahavelona.
8  [1.262#] Fahasoavana roa ambin'ny folo mahavelona koa!
9  [2.606#118] Miady varotra izy fa tsy mahavelona anaka izany.
Compound words 

Entry (2/2)12  Mahavelona
Elementary words  13  maha~, velona
Part of speech  14  name (toponym) [Full list]
Examples  15  [2.508#257] Tao mahavelona ihany no renivohiny.
Vocabulary  16  Geography: towns

Anagrams  17  ahaveloman, Mahalevona, mahavelona, Mahavelona, nahaleovam, nahaveloma

Updated on 2025/02/08