Entry (1/2) | 1 Ambohibeloma |
Elementary words | 2 vohitra, velona |
Part of speech | 3 name (toponym) [Full list] |
Explanations in Malagasy |
4 [1.10#A.325] [tanàna] any amin' ny faritr' Imamo, 20 km avaratr' Arivonimamo, miorina an-tampon-tendrombohitra andrefan' ny renirano Ombifotsy. Misy ala madinika toy ny eny Ambohimanga ny tehezany atsinanana sy atsimo, ary alan' amontana ny eo an-tompony. Avy atsimo ihany no tena lalana miditra ao an-tanàna ... |
Explanations in French |
5 [1.11#86] une des douze montagnes de l’Imerina, ancien fief d’un roitelet, situé dans la commune d’Ambohitrambo, à 2 km. d’Arivonimamo |
Vocabulary |
6 Geography: towns |
Analogs | 7 nytendrombohitraroambinifolo |
Entry (2/2) | 8 Ambohibeloma |
Elementary words | 9 vohitra, velona |
Part of speech | 10 name (toponym) [Full list] |
Explanations in Malagasy |
11 [1.10#A.326] Ambohibeloma avaratra: vohitra ao ambany avaratra andrefan' ny havoana Ambohitsitakatra, ankevitry ny 80-90 km avy ao Antananarivo, atsimo somary andrefana kelin' Anjozorobe ... |
Vocabulary |
12 Geography: towns |
Updated on 2024/12/26 |