|
|
|
|

Entry1  velomina
Root  2  velona
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Avala ho velona, noesorina tamin' ny fahafatesana ka naverina amin' ny fahavelomana indray: Efa nohelohin' ny fitsarana ho faty io olo-meloka io fa novelomin' ny Filohan' ny Nosy
Karakaraina, ahina, omena sakafo: Tsy zakany velomina intsony, hono, ny zanany
Ampanenoina, velezina: Velomy amin' izay ny lakolosy fa efa amin' ny valo maraina izao
Tsofina mba hirehitra: Novelominy indray ny afo nony Lasa ny fahavalo
(hevitra an'ohatra) Velomy isan' andro ny finoanao
Explanations in English  5  [1.7] to be quickened, to be brought to life; to be supported; to be lighted (of a fire)
Explanations in French  6  [1.8] qu'on ranime: qu'on laisse vivre; qu'on entretient, qu'on fait vivre; qu'on allume
Examples  7  Aza velomina ny vehivavy manana ody. [2.996]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Compound words 
Proverbs  13  Proverbs containing the word velomina

Anagrams  14 

Updated on 2025/01/21