|
|
|
|

Entry1  jorovelondranahary
Elementary words  2  joro, velona, Nanahary
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  omby mainty fa fotsy ny lohany ary tsy mididy ny sofiny. Izany no fitondra manonga doany toy ny ondrilahy mena, mainty-hariva fanao sorona amin' ny vava-Alakaosy aty Imerina [1.10#J161]

Updated on 2023/12/17