Entry | 1 jorovelondranahary |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.10#J161] omby mainty fa fotsy ny lohany ary tsy mididy ny sofiny. Izany no fitondra manonga doany toy ny ondrilahy mena, mainty-hariva fanao sorona amin' ny vava-Alakaosy aty Imerina |
Elementary words | 4 joro, velona, Nanahary |
Updated on 2024/12/26 |
![]() |