Entry | 1 fahavelony |
Elementary words | 2 faha, velona |
Part of speech | 3 adverb |
Explanations in English |
4 at the time when one was living: Fahavelon-dRadama (During Radama's life) [1.2#146] 5 during the lifetime of such a one [1.7] |
Explanations in French |
6 du vivant de... [1.3#136] 7 durant la vie de ..., au temps de [1.8] |
Examples |
8 tsy tadidiko fa fahavelon' i Neny izany [2.5#137] 9 Nanao fafana no raharahan-dRatompokolahy fahavelony. [2.529#] 10 Impiry no efa nifako kitay teny rehetra teny anefa ireny zaza ireny fahavelon-drainy? [2.470#78] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Tables and plates |
14 All the adverbs |
Anagrams | 15 fahavelony, fehy volana |
Updated on 2023/10/17 |