Entry | 1 fivelomana |
Root | 2 velona |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fiainana: Sarotra ny fivelomana amin' izao andro izao 5 Fahazoana ny zavatra ilaina mba hahavelona: Asa tanana no fiveloman-dRanaivo 6 Antom-pivelomana, kapoaka, fitadiavana, karama [1.1] |
Explanations in English |
7 a means of subsistence; income for living expenses; a manner of life [1.7] |
Explanations in French |
8 subsistance; manière de vivre [1.8] |
Compound words |
|
Proverbs | 11 Proverbs containing the word fivelomana |
Updated on 2023/08/17 |