|
|
|
|

Entry1  fahavelomana
Root  2  velona
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fotoana iainana: Nanao soa ny mpiara-belona aminy izy nandritra ny fahavelomany. [1.1]
Explanations in English  5  life, lifetime, the duration of life [1.7]
Examples  6  Dia vao ho feno ny fahavelomana? [2.5#]
7  sahala ny fahavelomana, ary iray ny fahafatesana. [2.69#]
8  Dia ho tapitra hatreo ve ny fisiana sy ny fahavelomana? [2.529#]

Updated on 2023/08/27