Entry | 1 fahavelomana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fotoana iainana: Nanao soa ny mpiara-belona aminy izy nandritra ny fahavelomany. |
Explanations in English |
4 [1.7] life, lifetime, the duration of life |
Examples |
5 [2.5#] Dia vao ho feno ny fahavelomana? 6 [2.69#] sahala ny fahavelomana, ary iray ny fahafatesana. 7 [2.529#] Dia ho tapitra hatreo ve ny fisiana sy ny fahavelomana? |
Root | 8 velona |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |