Entry | 1 mivelona |
Root | 2 velona |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mahazo izay mitana ny aina: Mivelona amin' ny zezika ny zavamaniry ary amin' ny sakafo ny zavamananaina Mahazo tombony: Mivelona amin' ny ranomason' ny kamboty io olona tsy mifaditrovana io |
Explanations in English |
5 [1.7] to live by something; to live in a certain condition |
Explanations in French |
6 [1.8] gagner sa vie d'une certaine manière; vivre d'une certaine façon |
Examples |
7 Tsy manan-jo hivelona akory aza isika, saingy leferiny fotsiny". [2.471] |
Morphology |
|
Proverbs | 12 Proverbs containing the word mivelona |
Anagrams | 13 |
Updated on 2025/01/21 |