Entry 1/3 |
ela
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | Be taona, zoky: Ela kokoa ianao noho i dada ~ Efa ela dia ela itỳ hazo ity izany Mijanona maharitra: Nahoana no ela tany an-tsena ianao? Tsy haingana: Ela vao vita ny sakafonareo izany Maharitra fotoana lava: Velona ela, hono, ny voay. [1.1]
|
Explanations in English | Old; from olden times, long ago, long (in duration) [1.7]
|
Explanations in French | Ancien, vieux; qui dure longtemps [1.8]
|
Derivatives |
Compound words |
|
Titles |
|
|
Entry 2/3 |
ela
|
Part of speech | noun
|
Explanations in French | Appellation botanique: Schizolaena [2.612]
|
Scientific name | Schizolaena |
Vocabulary |
Synonyms | ~ |
|
Entry 3/3 |
Elà
|
Part of speech | name (biblical)
|
Explanations in English | Elah [2.996]
|
Explanations in French | Ela [2.996]
|
Vocabulary |
Synonyms | |
Biblical quotes |
|