Entry (1/2) | 1 manela |
Root | 2 ela |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mahatonga ho tratra aoriana, mitana: Aza manela ny mpandeha amin' ny veloma lava loatra 5 Manalava: Manela raharaha izany 6 Mampihemo-dava, manemotra: Maneta ny adinay foana io mpitsara io [1.1] |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 11 manelà |
Root | 12 ela |
Part of speech | 13 imperative of active verb manela [Full list] |
Explanations in Malagasy |
14 [1.1] |
Explanations in French |
15 [1.3] |
Anagrams | 16 amelan, anelam, lemana, malañe, mañale, manela, manelà, nalema, namela, Namela |
Updated on 2023/01/20 |