|
|
|
|

Entry1  vantany vao
Elementary words  2  vantany, vao
Part of speech  3  conjunction [Full list]
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Tamin' ny fotoana indrindra izay...: Vantany vao niseho izy dia nitehaka ny olona
Explanations in French  5  [1.3] à peine, au même instant: Vantany vao lasa hianao dia tonga izy (A peine vous étiez parti qu'il est arrivé)
Examples  6  vantany vao voafatra ny siramamy, vita daholo ny momba azy rehetra ao an-tanàna [2.470]
Compound words 

Updated on 2024/12/10