|
|
|
|

Entry1  vaozina
Root  2  vao
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] (havaozina no fampiasa kokoa) Soloana hafa: Novaoziny daholo ny mpiasam-barotra tao aminy
Soloana vaovao: Vaozin' ny lohataona ny zava-drehetra
Averina, indraozina: Rehefa lehibebe, tsara hovaozina ny toky nomena tamin' ny batemy
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
8  Imperative :
Other spellings  9  havaozina

Anagrams  10 

Updated on 2025/01/21