Entry | 1 havaozina |
Root | 2 vao |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Soloana hafa: Nohavaoziny daholo ny mpiasam-barotra tao aminy 5 Soloana vaovao: Havaozin' ny lohataona ny zava-drehetra 6 Averina, indraozina: Rehefa lehibebe, tsara hohavaozina ny toky nomena tamin' ny batemy [1.1] |
Explanations in English |
7 to be renewed [1.7] |
Explanations in French |
8 qu'on renouvelle, qu'on remet à neuf, qu'on révise [1.8] |
Morphology |
|
Synonyms | 13 vaozina |
Anagrams | 14 havaozina, hivazoana, ihavaozan, nihavaoza, nohazavai, voahaziña |
Updated on 2023/01/20 |