Entry | 1 raha vao |
Elementary words | 2 raha, vao |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 Mitarika fehezankevitra milaza fotoana hentitra: Raha vao maneno ny lakolosy, dia tsy maintsy miditra ny mpianatra [1.1] |
Examples |
5 Ilezo ihany no nanontaniako, raha vao tonga aho [2.324] |
Anagrams | 6 aravaho, arovaha, raha vao |
Updated on 2023/05/27 |