|
|
|
|

Entry1  fanavaozana
Root  2  vao
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fanoloana hala: Isaky ny efatra na dimy taona no fanovaozana ny fitaovam-pambolena
Fanamboarana ho tonga tahaka ny vaovao: Fanavaozana fiarakodia mihitsy raha itỳ trano fanamboarana
Famerenana indray, fanindraozana: Raho tianao, dia hanao fanavaozana ny fifanekentsika isika izao. / Fanavaozana ny toky nomena tamin' ny batemy
5  [1.13]
Explanations in English  6  [1.7] renewal
Explanations in French  7  [1.8] renouvellement, rénovation
8  [1.13] régénération
Analogs  9  fihavaozana
Compound words 

Anagrams  11  fanavaozana, fanazavanao

Updated on 2023/09/09