|
|
|
|

Entry1  fanavaozana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fanoloana hala: Isaky ny efatra na dimy taona no fanovaozana ny fitaovam-pambolena
Fanamboarana ho tonga tahaka ny vaovao: Fanavaozana fiarakodia mihitsy raha itỳ trano fanamboarana
Famerenana indray, fanindraozana: Raho tianao, dia hanao fanavaozana ny fifanekentsika isika izao. / Fanavaozana ny toky nomena tamin' ny batemy
4  [1.13]
Explanations in English  5  [1.7] renewal
Explanations in French  6  [1.8] renouvellement, rénovation
7  [1.13] régénération
Root  8  vao
Analogs  9  fihavaozana
Compound words 

Anagrams  11  fanavaozana, fanazavanao

Updated on 2025/02/07