|
|
|
|

Entry1  zaza sary
Elementary words  2  zaza, sary
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  zaza tsy manandray ara-dalàna [1.1]
Explanations in English  5  an illegitimate child [1.7]
Explanations in French  6  Les bâtards sont des copies et non des originaux. [2.415#1017]
7  enfant illégitime [1.8]
Examples  8  ny zazasary sy ny zana-dranitra tsy mandova; [2.508#]
9  Teny am-pivezivezena teny no nananany tokan-trano nifanisa tamin' ny tanàn-dehibe nolalovany, ary indrisy, mampalahelo fa misy vitsivitsy tamin' ireny namelany zazasary! [2.499#]

Updated on 2023/06/26