|
|
|
|

Entry1  zaza sary
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] zaza tsy manandray ara-dalàna
Explanations in English  4  [1.7] an illegitimate child
Explanations in French  5  [2.415#1017] Les bâtards sont des copies et non des originaux.
6  [1.8] enfant illégitime
Examples  7  [2.508#] ny zazasary sy ny zana-dranitra tsy mandova;
8  [2.499#] Teny am-pivezivezena teny no nananany tokan-trano nifanisa tamin' ny tanàn-dehibe nolalovany, ary indrisy, mampalahelo fa misy vitsivitsy tamin' ireny namelany zazasary!
Elementary words  9  zaza, sary

Updated on 2024/12/07