|
|
|
|

Entry1  manary zaza
Elementary words  2  manary, zaza
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  milaza ary manoratra amin' ny bokim-panjakana na mampiseho eo anatrehan' ny fokonolona fa Ranona, izay zaza naterany dia ariany na avalany tsy ho zanaka intsony ka tsy mahazo mandova ny fananany [1.1]
Explanations in English  5  to disown (a child) [1.2, 1.7]
Explanations in French  6  déshériter un enfant [1.8]
Synonyms  7  manalan-jaza

Updated on 2023/06/06