Entry | 1 manary zaza |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] milaza ary manoratra amin' ny bokim-panjakana na mampiseho eo anatrehan' ny fokonolona fa Ranona, izay zaza naterany dia ariany na avalany tsy ho zanaka intsony ka tsy mahazo mandova ny fananany |
Explanations in English |
4 [1.2, 1.7] to disown (a child) |
Explanations in French |
5 [1.8] déshériter un enfant |
Elementary words | 6 manary, zaza |
Synonyms | 7 manalan-jaza |
Antonyms | 8 mananganjaza |
Updated on 2024/12/12 |
![]() |