Entry | 1 zazahova |
Elementary words | 2 zaza, hova |
Part of speech | 3 noun |
Vocabulary |
4 Sociology |
Explanations in Malagasy |
5 Anarana nomena ny Hova na ny Andriana izay lasa babo tamin' ny ady an-trano maro fahizay ka tonga andevon' ny mpanjaka, na ireo verin-trosa na meloka tamin' ny fanjakana ka noverezin-jo [1.1] |
Examples |
6 Mangataka arahaba, toa zazahova. [2.69#] 7 Raha zazahova izy taloha ka andriana ny razany dia miverina amin' ny fiandrianany izy. [2.508#] |
Compound words |
|
Proverbs | 9 Proverbs containing the word zazahova |
Anagrams | 10 vazahazo, zazahova |
Updated on 2023/06/27 |