|
|
|
|

Entry1  zaza manga
Elementary words  2  zaza, manga
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] ireo Masombika namidy ho andevo teto fahizay
Examples  5  Nisy tamin' izy ireo andriana, nisy koa hova na zazamanga na ankizin' olona. [2.508#]

Updated on 2024/12/07