Entry | 1 fahazaza |
Root | 2 zaza |
Elementary words | 3 faha, zaza |
Part of speech | 4 adverb |
Explanations in English |
5 at the time of one's childhood [1.2#146] 6 when one was a child [1.7] |
Explanations in French |
7 quand on est jeune [2.165#1914] 8 du temps où l'on était enfant [1.3#136, 1.8] |
Examples |
9 fofoiko fahatsaika ho vadiko fahazaza [2.69#9] 10 Nisy olondehibe niresaka taminy, sakaizany hatramin' ny fahazaza angamba [2.332#86] 11 Hoy kosa i Lamboandriantsimitovy (izany no anaran'Andriamasinavalona fahazaza) [2.298#125] |
Compound words |
|
Proverbs | 13 Proverbs containing the word fahazaza |
Tables and plates |
14 All the adverbs |
Updated on 2024/08/17 |