|
|
|
|

Entry1  renin-jaza
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] niantsoana fahizay ny renin' ny zaza natao hasoavana
ilazana ny renin-drazazavavy amin' ny fotoana fampakarana
iantsoana ny mpampivelona na ny mpanome tambavy
Explanations in French  4  [1.3#525] celle qui est la mère d'un enfant à la circoncision
celle qui donne sa fille en mariage
sage-femme
Examples  5  [2.528#] Hampiasa dia, hono, hahamora fiterahana, hoy ny reninjaza.
6  [2.245#] nasiana trano tsihy io faritra io, dia tao ny reny sy vehi-vavy vitsivitsy no natrehin' ny reninjaza na mpampivelona fahizany: nampiteraka sy niteraka.
Vocabulary  7  Relationships: family
8  Health
Elementary words  9  reny, zaza

Updated on 2024/12/07