|
|
|
|

Entry1  tafolo
Root  2  folo
Part of speech  3  adjective
Vocabulary  4  Mathematics: arithmetic
Explanations in Malagasy  5  Enti-milaza ny isa mandeha tsifolofolo ny venty sy ny jotso na songatombo aminy [1.1]
Explanations in French  6  décimal [1.13]
Examples  7  Ny rafitra miompana amin' ny Vaomiera mahaleo tena misahana ny fifidianana Nipoitra taty Afrika tamin' ny tafolo taona 90, tamin' ny vanim-potoan' ny hetsika firosoana mankany amin' ny demokrasia [4.27#]
Compound words 

Updated on 2023/05/21