Entry | tsifolofolo (folo) | |
Part of speech | adverb | |
Explanations in Malagasy | Enti-milaza filaharana na fanokoana folo folo avy: Natokony tsifolofolo ireo voanjo kely namidiny [1.1] | |
Explanations in French | Dix à dix [3.1] | |
Examples | Nangalana ny ankilany sy andaniny, Dia nasesy samy tsifolofolo hatrany [2.576] | |
Updated on 2023/01/20 |