|
|
|
|

Chapters and verses mentioning Maasiasa

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 15.18 And with them their brethren of the second degree, Zechariah, Ben, and Jaaziel, and Shemiramoth, and Jehiel, and Unni, Eliab, and Benaiah, and Maaseiah, and Mattithiah, and Elipheleh, and Mikneiah, and Obededom, and Jeiel, the porters. naman' ireo ny rahalahiny, amin' ny ambaratonga faharoa: Zakaria, Bena, Jaziela, Semiramota, Jahiela, Anì, Eliaba, Banaiasa, Maasiasa, Matatiasa, Elifalò, Maseniasa, Obededoma, ary Jehiela, mpiandry varavarana. Ils avaient avec eux leurs frères du second ordre : Zekaryahu, Uzziel, Shemiramot, Yehiel, Unni, Éliab, Benaya, Maaséyahu, Mattityahu, Éliphléhu, Miqnéyahu, Obed-Édom, Yeïel, les portiers;
...............
1Tt / 1Tan 15.20 And Zechariah, and Aziel, and Shemiramoth, and Jehiel, and Unni, and Eliab, and Maaseiah, and Benaiah, with psalteries on Alamoth; Zakaria, Oziela, Semiramota, Jahiela, Anì, Eliaba, Maasiasa, ary Banaaisa nanana valiha alamota. Zekarya, Uzziel, Shemiramot, Yehiel, Unni, Éliab, Maaséyahu, Benaya jouaient de la lyre à noeuds.

  2nd Book of Chronicles 2 Tantara Tantara II 2ème Livre des Chroniques
2Tt / 2Tan 23.1 And in the seventh year Jehoiada strengthened himself, and took the captains of hundreds, Azariah the son of Jeroham, and Ishmael the son of Jehohanan, and Azariah the son of Obed, and Maaseiah the son of Adaiah, and Elishaphat the son of Zichri, into covenant with him. Ary tamin' ny taona fahafito Joiada nitombo hery ka nanao fanekena tamin' ny mpifehy zato, dia Azaria, zanak' i Jerohama, sy Isimaela, zanak' i Johanana, sy Azaria, zanak' i Obeda, sy Mahaseia, zanak' i Adaia, ary Elisafata, zanak' 1 Zikry. Tamin' ny taona fahafito, rahefa niha-nahery Joiadà dia nalainy ho mpikambana aminy ny tompon-jato Azariasa zanak' i Jerohama, Ismaela zanak' i Johanàna, Azariasa zanak' i Obeda, Maasiasa zanak' i Adaiasa, ary Elisafata zanak' i Zekrì. La septième année, Yehoyada se décida. Il envoya chercher les officiers de centaines, Azarya fils de Yeroham, Yishmaèl fils de Yehohanân, Azaryahu fils d' Obed, Maaséyahu fils d' Adayahu, Élishaphat fils de Zikri, qui étaient liés à lui par un pacte.
...............
2Tt / 2Tan 26.11 Moreover Uzziah had an host of fighting men, that went out to war by bands, according to the number of their account by the hand of Jeiel the scribe and Maaseiah the ruler, under the hand of Hananiah, one of the king' s captains. Ary Ozia nanana miaramila maro, izay nanao antokony handeha hanafika, dia araka ny isany izay nandaminan' i Jeiela mpanoratra sy Mahaseia mpifehy azy, ka nofehezin' i Hanania, anankiray tamin' ny komandy voatendrin' ny mpanjaka. Nana-miaramila mpanafika Oziasa, izay nandeha nanafika isan-tokony, mandry an' isany araka ny fanisana nataon' i Jehiela mpanoratra, sy Maasiasa mpitandrin-draharaha, tambany fifehezan' i Hananiasa, anankiray amin' ny komandin' ny mpanjaka. Ozias eut une armée entraînée, prête à entrer en campagne, répartie en groupes recensés sous la surveillance du scribe Yeïel et du greffier Maaséyahu; elle était sous les ordres de Hananyahu, l' un des officiers royaux.
...............
2Tt / 2Tan 28.7 And Zichri, a mighty man of Ephraim, slew Maaseiah the king' s son, and Azrikam the governor of the house, and Elkanah that was next to the king. Ary Zikry, lehilahy mahery tamin' ny Efraima, namono an' i Mahaseia, zanaky ny mpanjaka, sy Azrikama, mpanapaka ny trano, ary Elkana, izay nanarakaraka ny mpanjaka. Novonoin' i Zekrì mpiadin' i Efraima, Maasiasa zanaky ny mpanjaka, sy Ezrikà lehiben' ny tao an-tranon' ny mpanjaka, ary Elkanà, faharoa manarakaraka ny mpanjaka. Zikri, héros éphraïmite, tua Maaséyahu, fils du roi, Azriqam, chef du palais, et Elqana le lieutenant du roi.
...............
2Tt / 2Tan 34.8 Now in the eighteenth year of his reign, when he had purged the land, and the house, he sent Shaphan the son of Azaliah, and Maaseiah the governor of the city, and Joah the son of Joahaz the recorder, to repair the house of the Lord his God. Ary tamin' ny taona fahavalo ambin' ny folo nanjakany, rehefa voadiony ny tany sy ny trano, dia naniraka an' i Safana, zanak' i Azalia, sy Mahaseia, komandin' ny tanàna, ary Joa, zanak' i Joahaza, mpitadidy ny raharaham-panjakana, izy mba hamboatra ny tranon' i Jehovah Andriamaniny. Tamin' ny taona fahavalo ambin' ny folo nanjakany, rahefa voadiony ny tany sy ny tranon' Andriamanitra, dia nirahiny Safàna zanak' i Aslià sy Maasiasa komandin' ny tanàna, ary Johà zanak' i Joakaza mpitahiry bokim-panjakana, hanamboatra ny tranon' ny Tompo Andriamaniny. La dix-huitième année de son règne, dans le but de purifier le pays et le Temple, il envoya Shaphân, fils d' Açalyahu, Maaséyahu, gouverneur de la ville, et Yoah, fils de Yoahaz le héraut, pour réparer le Temple de Yahvé son Dieu.

  Book of Ezra Ezra Esdrasa Livre d'Esdras
...............
Ezr / Esd 10.18 And among the sons of the priests there were found that had taken strange wives: namely, of the sons of Jeshua the son of Jozadak, and his brethren; Maaseiah, and Eliezer, and Jarib, and Gedaliah. Ary ny hita teo amin' ny taranaky ny mpisorona izay efa naka vehivavy hafa firenena ho vadiny dia izao: Ny teo amin' ny taranak' i Jesoa, zanak' i Jozadaka, sy ny rahalahiny dia Mahaseia sy Eliezera sy Jariba ary Gedalia; Tamin' ny taranaky ny mpisorona dia nisy namponina tao aminy vehivavy hafa firenena. Tamin' ny taranak' i Josoe zanak' i Josedeka mbamin' ireo rahalahiny: Maasiasa, Eliezera, Jariba, ary Godoliasa: Parmi les prêtres, voici ceux que l' on trouva avoir épousé des femmes étrangères : parmi les fils de Josué, fils de Yoçadaq, et parmi ses frères : Maaséya, Eliézer, Yarib et Gedalya;
...............
Ezr / Esd 10.21 And of the sons of Harim; Maaseiah, and Elijah, and Shemaiah, and Jehiel, and Uzziah. ary ny avy tamin' ny taranak' i Harima dia Mahaseia sy Elia sy Semaia sy Jehiela ary Ozia; Tamin' ny taranak' i Harima: Maasiasa, Elia, Semeisa, Jehiela ary Oziasa. parmi les fils de Harim : Maaséya, Eliyya, Shemaya, Yehiel et Uziyya;
Ezr / Esd 10.22 And of the sons of Pashur; Elioenai, Maaseiah, Ishmael, Nethaneel, Jozabad, and Elasah. ary ny avy tamin' ny taranak' i Pasora dia Elioenay sy Mahaseia sy Isimaela sy Netanela sy Jozabada ary Elasa. Tamin' ny taranak' i Fasora: Elioenaì, Maasiasa, Ismaela, Nataneale, Jozabeda ary Elasà. parmi les fils de Pashehur : Elyoénaï, Maaséya, Yishmaèl, Netanéel, Yozabad et Eléasa.
...............
Ezr / Esd 10.30 And of the sons of Pahathmoab; Adna, and Chelal, Benaiah, Maaseiah, Mattaniah, Bezaleel, and Binnui, and Manasseh. ary ny avy tamin' ny taranak' i Pahata-moaba dia Adna sy Kelala sy Benaia sy Mahaseia sy Matania sy Bezalila sy Binoy ary Manase; tamin' ny taranak' i Falata-Moaba: Ednà, Kalala, Banaiasa, Maasiasa, Mataniasa, Beseleela, Benoì, ary Manase; des fils de Pahat-Moab : Adna, Kelal, Benaya, Maaséya, Mattanya, Beçaléel, Binnuï et Menassé;

  Book of Nehemiah Nehemia Nehemia Livre de Néhémie
...............
Neh / Ne 3.23 After him repaired Benjamin and Hashub over against their house. After him repaired Azariah the son of Maaseiah the son of Ananiah by his house. Manarakaraka ireo dia namboatra koa Benjamina sy Hasoba teo amin' ny tandrifin' ny tranony ihany. Manarakaraka ireo dia namboatra koa Azaria, zanak' i Mahaseia, zanak' i Anania, teo anilan' ny tranony ihany. Manarakaraka ireo, dia Benjamina sy Hasoba nanamboatra teo an-trandrifin' ny tranony. Manaraka ireo, Azariasa zanak' i Maasiasa zanak' i Anania, nanamboatra teo akaikin' ny tranony. Après eux Binyamîn et Hashshub réparèrent en face de leurs maisons. Après eux Azarya, fils de Maaséya, fils d' Ananya, répara à côté de sa maison.
...............
Neh / Ne 8.4 And Ezra the scribe stood upon a pulpit of wood, which they had made for the purpose; and beside him stood Mattithiah, and Shema, and Anaiah, and Urijah, and Hilkiah, and Maaseiah, on his right hand; and on his left hand, Pedaiah, and Mishael, and Malchiah, and Hashum, and Hashbadana, Zechariah, and Meshullam. Ary Ezra mpanora-dalàna nitsangana teo ambonin' ny lampihazo fitoriana, izay efa natao ho fitoriana izany; ary Matitia sy Sema sy Anaia sy Oria sy Hilkia ary Mahaseia no nitsangana teo anilany ankavanana; ary Pedaia sy Misaela sy Malkia sy Hasoma sy Hasbadana sy Zakaria ary Mesolama no teo anilany ankavia kosa. Teo ambony lampihazo vao narafitra hanaovana izany, no nitsangana Esdrasa mpanora-dalàna, ary ireto no teo anilany: ao an-kavanany, Matatiasa, Semeiasa, Aniasa, Oria, Helkiasa, Maasiasa; teo an-kaviany, Fadaiasa, Misaela, Melkiasa, Hasoma, Hasbadanà, Zakaria, Mosolama. Le scribe Esdras se tenait sur une estrade de bois, construite pour la circonstance; près de lui se tenaient : à sa droite, Mattitya, Shéma, Anaya, Uriyya, Hilqiyya et Maaséya, et, à sa gauche, Pedaya, Mishaèl, Malkiyya, Hashum, Hashbaddana, Zekarya et Meshullam.
...............
Neh / Ne 8.7 Also Jeshua, and Bani, and Sherebiah, Jamin, Akkub, Shabbethai, Hodijah, Maaseiah, Kelita, Azariah, Jozabad, Hanan, Pelaiah, and the Levites, caused the people to understand the law: and the people stood in their place. Ary Jesoa sy Bany sy Serebia sy Jamina sy Akoba sy Sabetahy sy Hodia sy Mahaseia sy Kelita sy Azaria sy Jozabada sy Hanana sy Pelaia ary ny Levita dia nampianatra ny olona ny lalàna; ary ny olona dia teo amin' izay nitoerany ihany. Ary nampianatra ny vahoaka ny lalàna, Josoe, Banì, Sarabiasa, Jamina, Akoba, Septaì, Odiasa, Maasiasa, Kelità, Azariasa, Jozabeda, Hanàna, Falaiasa, mbamin' ny levita; ka samy nijanona teo amin' ny fitoerany ny olona. Josué, Bani, Shérébya, Yamîn, Aqqub, Shabtaï, Hodiyya, Maaséya, Qelita, Azarya, Yozabad, Hanân, Pelaya, qui étaient lévites, expliquaient la Loi au peuple, pendant que le peuple demeurait debout.
...............
Neh / Ne 10.26 And Ahijah, Hanan, Anan, Rehoma, Hasabna, Mahaseia, Rehoma, Hasebnà, Rehum, Hashabna, Maaséya,
Neh / Ne 10.27 Malluch, Harim, Baanah. Ahia, Hanana, Anana, Maasiasa, Ekiasa, Hanana, Ahiyya, Hanân, Anân,
...............
Neh / Ne 11.5 And Maaseiah the son of Baruch, the son of Colhozeh, the son of Hazaiah, the son of Adaiah, the son of Joiarib, the son of Zechariah, the son of Shiloni. ary Mahaseia, zanak' i Baroka, zanak' i Kola-hoze, zanak' i Hazaia, zanak' i Adaia, zanak' i Joariba, zanak' i Zakaria, zanak' ilay Silonita. ary Maasiasa zanak' i Baròka, zanak' i Kolhozà, zanak' i Haziasa, zanak' i Adaiasa, zanak' i Joiariba, zanak' i Zakaria, zanak' i Selà. Maaséya, fils de Baruk, fils de Kol-Hozé, fils de Hazaya, fils de Adaya, fils de Yoyarib, fils de Zekarya, descendant de Shéla.
...............
Neh / Ne 11.7 And these are the sons of Benjamin; Sallu the son of Meshullam, the son of Joed, the son of Pedaiah, the son of Kolaiah, the son of Maaseiah, the son of Ithiel, the son of Jesaiah. Ary izao no taranak' i Benjamina: Salo, zanak' i Mesolama, zanak' i Joeda, zanak' i Pedaia, zanak' i Kolaia, zanak' i Mahaseia, zanak' Itiela,zanak' i Jesaia; Ary izao no taranak' i Benjamina: Seloma, zanak' i Mosolama, zanak' i Joeda, zanak' i Fadaiasa, zanak' i Kolaiasa, zanak' i Maasiasa, zanak' i Eteela, zanak' i Isaia; Voici les fils de Benjamin : Sallu, fils de Meshullam, fils de Yoèd, fils de Pedaya, fils de Qolaya, fils de Maaséya, fils d' Itiel, fils de Yeshaya,
...............
Neh / Ne 12.40 So stood the two companies of them that gave thanks in the house of God, and I, and the half of the rulers with me: Dia nijanona tao an-tranon' Andriamanitra izy roa tonta, ary izaho koa sy ny antsasaky ny mpanapaka izay niaraka tamiko ary koa ireo mpisorona: Eliasima, Maasiasa, Miamima, Mikeà, Elioenai, Zakaria, Anania, nitondra trompetra, Les deux choeurs prirent ensuite place dans le Temple de Dieu. J' avais avec moi une moitié des magistrats
Neh / Ne 12.41 And the priests; Eliakim, Maaseiah, Miniamin, Michaiah, Elioenai, Zechariah, and Hananiah, with trumpets; ary ny mpisorona, dia Eliakima, Mahaseia, Miniamina, Mikaia, Elioenay, Zakaria ary Hanania, nitondra trompetra, sy Maasiasa, Semeiasa, Ajì, Johanàna, Melkiasa, Elama, ary Ezera. Dia injay, niredona ny mpihira mbamin' i Jezraiasa mpifehy azy. ainsi que les prêtres Elyaqim, Maaséya, Minyamîn, Mika, Elyoénaï, Zekarya, Hananya, munis de trompettes,
Neh / Ne 12.42 And Maaseiah, and Shemaiah, and Eleazar, and Uzzi, and Jehohanan, and Malchijah, and Elam, and Ezer. And the singers sang loud, with Jezrahiah their overseer. ary Mahaseia sy Semaia sy Eleazara sy Ozy sy Johanana sy Malkia sy Elama ary Ezera. Ary nihira mafy ny mpihira sy Jizrahia, mpifehy azy. Sorona maro no naterin' izy ireo, tamin' izay andro izay, ary fifaliana no nimasoany fa antom-pifaliana lehibe no nomen' Andriamanitra azy ireo. Nifaly mbamin' ny zaza amam-behivavy, ka re lavitra ny hobin-kafaliana tao Jerosalema. plus Maaséya, Shemaya, Eléazar, Uzzi, Yehohanân, Malkiyya, Elam et Ezer. Les chantres se firent entendre sous la direction de Yizrahya.

  Book of Jeremiah Jeremia Jeremia Livre de Jérémie
Jer / Jr 21.1 The word which came unto Jeremiah from the Lord, when king Zedekiah sent unto him Pashur the son of Melchiah, and Zephaniah the son of Maaseiah the priest, saying, Izao no teny tonga tamin' i Jeremia avy tamin' i Jehovah, fony Zedekia mpanjaka naniraka an' i Pasora, zanak' i Malkia, sy Zefania, zanak' i Mahasela mpisorona, hankany aminy hanao hoe: Izao no teny avy amin' ny Tompo natao tamin' i Jeremia, raha nirahin' i Sedesiasa mpanjaka, ho any aminy, Fasora zanak' i Melkiasa sy Sofoniasa mpisorona, zanak' i Maasiasa, hanao aminy hoe: Parole qui fut adressée à Jérémie de la part de Yahvé, quand le roi Sédécias lui envoya Pashehur, fils de Malkiyya, et le prêtre Cephanya, fils de Maaséya, pour lui dire
...............
Jer / Jr 29.21 Thus saith the Lord of hosts, the God of Israel, of Ahab the son of Kolaiah, and of Zedekiah the son of Maaseiah, which prophesy a lie unto you in my name; Behold, I will deliver them into the hand of Nebuchadrezzar king of Babylon; and he shall slay them before your eyes; Izao no lazain' i Jehovah, Tompon' ny maro, Andriamanitry ny Isiraely, ny amin' i Ahaba, zanak' i Kolaia, sy ny amin' i Zedekia, zanak' i Mahaseia, izay maminany lainga aminareo amin' ny anarako: Indro, hatolotro eo an-tanan' i Nebokadnezara, mpanjakan' i Babylona, izy, ka dia hovonoiny eo imasonareo. Izao no lazain' ny Tompon' ny tafika, Andriamanitr' Israely, ny amin' i Akaba zanak' i Koliasa, sy Sedesiasa zanak' i Maasiasa, izay maminany lainga aminareo amin' ny anarako: Indro izy hatolotro eo an-tanan' i Nabokodonozora, mpanjakan' i Babilona, ka hovonoiny eo imasonareo. Ainsi parle Yahvé Sabaot, le Dieu d' Israël, au sujet d' Ahab, fils de Qolaya, et de Cidqiyyahu, fils de Maaséya, qui vous prophétisent en mon nom des mensonges : Voici, je vais les livrer entre les mains de Nabuchodonosor, roi de Babylone, qui les frappera sous vos yeux.
...............
Jer / Jr 29.25 Thus speaketh the Lord of hosts, the God of Israel, saying, Because thou hast sent letters in thy name unto all the people that are at Jerusalem, and to Zephaniah the son of Maaseiah the priest, and to all the priests, saying, Izao no lazain' i Jehovah, Tompon' ny maro, Andriamanitry ny Isiraely: Noho ny nampitondranao taratasy tamin' ny anaranao ho amin' ny vahoaka rehetra izay any Jerosalema sy amin' i Zefania mpisorona, zanak' i Mahaseia, ary amin' ny mpisorona rehetra hafa koa nanao hoe: Izao no lazain' ny Tompon' ny tafika, Andriamanitr' Israely: Hianao nandefa taratasy tamin' ny anaranao, ho any amin' ny vahoaka rehetra any Jerosalema, sy Sofonia mpisorona, zanak' i Maasiasa, mbamin' ny mpisorona rehetra, nilaza hoe: Ainsi parle Yahvé Sabaot, le Dieu d' Israël. Puisque toi, tu as envoyé de ton propre chef à tout le peuple de Jérusalem et au prêtre Cephanya, fils de Maaséya et à tous les prêtres une lettre disant
...............
Jer / Jr 32.12 And I gave the evidence of the purchase unto Baruch the son of Neriah, the son of Maaseiah, in the sight of Hanameel mine uncle' s son, and in the presence of the witnesses that subscribed the book of the purchase, before all the Jews that sat in the court of the prison. dia natolotro an' i Baroka, zanak' i Neria, zanak' i Mahaseia, ilay taratasy nisy ny fanekena tamin' ny vidin-tany, teo imason' i Hanamela, zana-drahalahin' ikaky, sy teo anatrehan' ny vavolombelona izay nanao sonia tamin' ny taratasy nisy ny fanekena tamin' ny vidin-tany, dia teo anatrehan' ny Jiosy rehetra izay nipetraka teo an-kianjan' ny trano fiambenana. Dia natolotro an' i Baròka, zanak' i Nerià, zanak' i Maasiasa, ny fanekem-pividianana, teo anatrehan' i Hananeela, zana-drahalahin-draiko, sy teo anatrehan' ny vavolombelona nanao sonia ny fanekem-pividianana sy teo anatrehan' ny Jody rehetra, nipetraka teo an-kianjan' ny fiambenana. et je remis l' acte d' acquisition à Baruch, fils de Nériyya, fils de Mahséya, en présence de mon cousin Hanaméel et des témoins signataires de l' acte d' acquisition, et en présence de tous les Judéens qui se trouvaient dans la cour de garde.
...............
Jer / Jr 35.4 And I brought them into the house of the Lord, into the chamber of the sons of Hanan, the son of Igdaliah, a man of God, which was by the chamber of the princes, which was above the chamber of Maaseiah the son of Shallum, the keeper of the door: ka nampidiriko ho ao amin' ny tranon' i Jehovah izy, dia tao amin' ny efi-tranon' ny taranak' i Hanana zanak' i Jigdalia, lehilahin' Andriamanitra, izay ao anilan' ny efi-tranon' ny mpanapaka, ao ambonin' ny efi-tranon' i Mahaseia, zanak' i Saloma, mpiandry varavarana. ka nampidiriko tao an-tranon' ny Tompo, tamin' ny efi-tranon' i Hanana, zanak' i Jegdeliasa, olon' Andriamanitra, anilan' ny efitranon' ireo loholona sy ao ambonin' ny efitranon' i Maasiasa, zanak' i Seloma mpiandry varavarana. je les amenai au Temple de Yahvé, dans la salle de Ben-Yohanân, fils de Yigdalyahu, homme de Dieu, celle qui est contiguè à la salle des princes, au-dessus de celle de Maaséya, fils de Shallum, gardien du seuil;
...............
Jer / Jr 37.3 And Zedekiah the king sent Jehucal the son of Shelemiah and Zephaniah the son of Maaseiah the priest to the prophet Jeremiah, saying, Pray now unto the Lord our God for us. Ary Zedekia mpanjaka naniraka an' i Jehokala, zanak' i Selemia, sy Zefania, zanak' i Mahaseia, mpisorona, ho any amin' i Jeremia mpaminany hanao hoe: Mba ivavaho amin' i Jehovah Andriamanitsika re izahay. Nirahin' i Sedesiasa, mpanjaka, Jokaly zanak' i Selmiasa, sy Sofoniasa zanak' i Maasiasa mpisorona, ho any amin' i Jeremia, mpaminany, hilaza aminy hoe: Mba mifonà ho anay amin' ny Tompo Andriamanitsika. Le roi Sédécias envoya Yukal, fils de Shélémya, et le prêtre Cephanyahu, fils de Maaséya, vers le prophète Jérémie avec ce message : "Adresse donc une prière pour nous à Yahvé notre Dieu!"
...............
Jer / Jr 51.59 The word which Jeremiah the prophet commanded Seraiah the son of Neriah, the son of Maaseiah, when he went with Zedekiah the king of Judah into Babylon in the fourth year of his reign. And this Seraiah was a quiet prince. Ny teny izay nandidian' i Jeremia mpaminany an' i Seraia, zanak' i Neria, zanak' i Mahaseia, fony izy nandeha niaraka tamin' i Zedekia, mpanjakan' ny Joda, ho any Babylona tamin' ny taona fahefatra nanjakany. Fa Seraia no lehiben' ny mpanorin-dasy. Didy nomen' i Jeremia, mpaminany, an' i Saraiasa, zanak' i Nerisa, zanak' i Maasiasa fony izy nandeha nankany Babilona, niaraka tamin' i Sedesiasa mpanjakan' i Jodà, tamin' ny taona fahefatra nanjakany. Fa Saraiasa no lehiben' ny tao an-dain' ny mpanjaka. Voici l' ordre que donna le prophète Jérémie à Seraya, fils de Nériyya, fils de Mahséya, quand celui-ci partit pour Babylone avec Sédécias, roi de Juda, en la quatrième année de son règne. Seraya était grand chambellan.

      Baroka Livre de Baruch
Bar 1.1 Izao no teny ao amin' ny boky nosoratan' i Baròka, zanak' i Neriasa, zanak' i Maasiasa, zanak' i Sedekiasa, zanak' i Sedeì, zanak' i Helkiasa, tany Babilona, Voici les paroles du livre qu'écrivit à Babylone Baruch, fils de Nérias, fils de Maasias, fils de Sédécias, fils d' Asadias, fils d' Helcias,