|
|
|
|

Chapters and verses mentioning Gedora

  Joshua Josoa Josoe Livre de Josué
...............
Jos 15.58 Halhul, Bethzur, and Gedor, sy Halola sy Beti-zora sy Gedora Halola, Besora, Gedora, Halhul, Bet-Çur, Gedor,

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 4.4 And Penuel the father of Gedor, and Ezer the father of Hushah. These are the sons of Hur, the firstborn of Ephratah, the father of Bethlehem. ary Penoela, rain' i Gedora, sy Ezera, rain' i Hosa. Ireo no zanak' i Hora, lahimatoan' i Efrata, razamben' ny any Betlehema. Fanoela no rain' i Gedora, ary Ezera no rain' i Hosa. Ireo no zanakalahin' i Hora, lahimatoan' i Efratà, rain' i Betleema. Penuel était père de Gedor, Ézer père de Husha. Tels sont les fils de Hur, premier-né d'Éphrata, père de Bethléem.
...............
1Tt / 1Tan 4.18 And his wife Jehudijah bare Jered the father of Gedor, and Heber the father of Socho, and Jekuthiel the father of Zanoah. And these are the sons of Bithiah the daughter of Pharaoh, which Mered took. Ary Jehodia vadiny niteraka an' i Jareda, razamben' ny any Gedora, sy Hebera, razamben' ny any Soko, ary Jakotiela, razamben' ny any Zanoa. Ireo no zanakalahin' i Bitia, zanakavavin' i Farao, izay novadin' i Mareda. Ilay vehivavy jody vadiny anankiray, niteraka an' i Jareda, rain' i Gedora, sy Hebera, rain' i Sokao, ary Ikotiela, rain' i Zanoe. Ireo no zanakalahin' i Betià, zanakavavin' i Faraona, nalain' i Mereda ho vady. dont la femme judéenne enfanta Yéred père de Gedor, Héber père de Soko et Yequtiel père de Zanoah. Tels sont les fils de Bitya, la fille du Pharaon qu' avait épousée Méred.
...............
1Tt / 1Tan 4.39 And they went to the entrance of Gedor, even unto the east side of the valley, to seek pasture for their flocks. Ary nankany amin' ny fidirana ho any Gedora izy, dia hatramin' ny ilany atsinanana amin' ny lohasaha, hitady ahitra ho an' ny ondriny aman' osiny. ka nankany amin' ny hadilalan' i Gadora izy, hatrany amin' ny ilany atsinanana amin' ny lohasaha, mba hitady tany fiandrasam-biby ho an' ny biby fiompiny. Ils allèrent du col de Gérar jusqu'à l' orient de la vallée, cherchant pâture pour leur petit bétail.
...............
1Tt / 1Tan 8.31 And Gedor, and Ahio, and Zacher. dia Gedora, dia Ahio, dia Zakera. Gedora, Ahiao ary Zakera. Gedor, Ahyo, Zaker et Miqlot.
...............
1Tt / 1Tan 9.37 And Gedor, and Ahio, and Zechariah, and Mikloth. dia Gedora, dia Ahio, dia Zakaria, dia Miklota. Gedora, Ahiao, Zakaria, ary Makelota. Gedor, Ahyo, Zekarya et Miqlot.
...............
1Tt / 1Tan 12.7 And Joelah, and Zebadiah, the sons of Jeroham of Gedor. ary Joela sy Zebadia, zanak' i Jerohama avy any Gedora. Joela sy Zabadià zanak' i Jerohama avy any Gedora. Elqana, Yishiyyahu, Azaréel, Yoézer, Yashobéam, Coréites,

      Makabeo I 1er Livre des Maccabées
...............
1M 15.39 Ary nandidy azy izy hiorin-toby tandrifin' i Jodea, hanamafy an' i Gedora, hanamafy ny vavahadin' io, ary hiady amin' ny vahoaka. Ny mpanjaka kosa tamin' izany, nanenjika an' i Trifona. Il lui donna l' ordre de camper en face de la Judée et lui enjoignit de construire Kédrôn, de consolider ses portes et de guerroyer contre le peuple; quant au roi il se mit à la poursuite de Tryphon.
...............
1M 15.41 Nohamafisiny Gedora, dia nametrahany miaramila an-tongotra sy an-tsoavaly, hivoaka hanafika sy hampidi-doza eny an-dalamben' i Jodea araka ny nandidian' ny mpanajaka azy. Il rebâtit Kédrôn et y cantonna des cavaliers et des fantassins pour opérer des sorties et patrouiller sur les chemins de Judée, comme le roi le lui avait ordonné.
...............
1M 16.9 Jodasa rahalahin' i Joany naratra tamin' izay, fa Joany kosa nanenjika ny mpandositra ambara-pipakany tany Gedora izay nohamafisin' i Sendebe. C' est alors que fut blessé Judas, le frère de Jean. Quant à Jean, il les poursuivit jusqu'à ce que Kendébée arrivât à Kédrôn qu' il avait rebâtie.