|
|
|
|

Chapters and verses mentioning Jareda

  Genesis Fiandohana na Genesisy Fiandohana na Jenezy La Genèse
...............
Gen / Jen 5.15 And Mahalaleel lived sixty and five years, and begat Jared: Ary rehefa dimy amby enim-polo taona ny andro niainan' i Mahalalila, dia niteraka an' i Jareda izy. Dimy amby enim-polo taona ny andro niainan' i Malaleela, vao niteraka an' i Jareda izy. Quand Mahalaléel eut soixante-cinq ans, il engendra Yéred.
Gen / Jen 5.16 And Mahalaleel lived after he begat Jared eight hundred and thirty years, and begat sons and daughters: Ary ny andro niainan' i Mahalalila taorian' ny niterahany an' i Jareda dia telo-polo amby valon-jato taona; ary niteraka zazalahy sy zazavavy izy. Mbola velona telopolo amby valon-jato taona Malaleela taorian' ny niterahany an' i Jareda, sady niteraka zazalahy aman-jazavavy. Après la naissance de Yéred, Mahalaléel vécut huit cent trente ans et il engendra des fils et des filles.
...............
Gen / Jen 5.18 And Jared lived an hundred sixty and two years, and he begat Enoch: Ary rehefa roa amby enim-polo amby zato taona ny andro niainan' i Jareda dia niteraka an' 1 Enoka izy. Roa amby enim-polo amby zato taona ny andro niainan' i Jareda vao niteraka an' i Enaoka izy. Quand Yéred eut cent soixante-deux ans, il engendra Hénok.
Gen / Jen 5.19 And Jared lived after he begat Enoch eight hundred years, and begat sons and daughters: Ary ny andro niainan' i Jareda taorian' ny niterahany niterahany an' i Enoka dia valon-jato taona; ary niteraka zazalahy sy zazavavy izy. Mbola velona telopolo amby valon-jato taona Jareda taorian' ny niterahany an' i Enaoka, sady niteraka zazalahy aman-jazavavy. Après la naissance d' Hénok, Yéred vécut huit cents ans et il engendra des fils et des filles.
Gen / Jen 5.20 And all the days of Jared were nine hundred sixty and two years: and he died. Ary ny andro rehetra niainan' i Jareda dia roa amby enim-polo amby sivin-jato taona; dia maty izy. Roa amby enim-polo amby sivin-jato taona no andro rehetra niainan' i Jareda, dia maty izy. Toute la durée de la vie de Yéred fut de neuf cent soixante-deux ans, puis il mourut.

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 1.2 Kenan, Mahalaleel, Jered, Kenana, Mahalalila, Jareda, Kainàna, Malaleela, Jareda, Qénân, Mahalaléel, Yéred,
...............
1Tt / 1Tan 4.18 And his wife Jehudijah bare Jered the father of Gedor, and Heber the father of Socho, and Jekuthiel the father of Zanoah. And these are the sons of Bithiah the daughter of Pharaoh, which Mered took. Ary Jehodia vadiny niteraka an' i Jareda, razamben' ny any Gedora, sy Hebera, razamben' ny any Soko, ary Jakotiela, razamben' ny any Zanoa. Ireo no zanakalahin' i Bitia, zanakavavin' i Farao, izay novadin' i Mareda. Ilay vehivavy jody vadiny anankiray, niteraka an' i Jareda, rain' i Gedora, sy Hebera, rain' i Sokao, ary Ikotiela, rain' i Zanoe. Ireo no zanakalahin' i Betià, zanakavavin' i Faraona, nalain' i Mereda ho vady. dont la femme judéenne enfanta Yéred père de Gedor, Héber père de Soko et Yequtiel père de Zanoah. Tels sont les fils de Bitya, la fille du Pharaon qu' avait épousée Méred.

  The Gospel according to Luke Lioka Lioka L'Évangile selon Saint Luc
...............
Lio / Lk 3.37 Which was the son of Mathusala, which was the son of Enoch, which was the son of Jared, which was the son of Maleleel, which was the son of Cainan, zanak' i Metosela, zanak' i Enoka, zanak' i Jareda, zanak' i Mahalalila, zanak' i Kenana, zanak' i Matosalè, zanak' i Enoka, zanak' i Jareda, zanak' i Malaleela, zanak' i Kainàna, fils de Mathousala, fils de Hénoch, fils de Iaret, fils de Maleléel, fils de Kaïnam,