|
|
|
|

Chapters and verses mentioning Bahorima

  2nd Samuel 2 Samoela Samoela II 2ème Livre de Samuel
...............
2Sm / 2Sam 3.16 And her husband went with her along weeping behind her to Bahurim. Then said Abner unto him, Go, return. And he returned. Ary io vadiny io nanaraka azy ka nitomany teny aoriany hatrany Bahorima. Fa hoy Abnera taminy: Mandehana miverina. Dia niverina izy. ary nanaraka azy ny lahy, nandeha sy nitomany avy ao aoriany, hatreo Batorima, fa nony mby teo, dia hoy Abnera taminy: Mandehana miverina. Ka dia niverina izy. Son mari partit avec elle et la suivit en pleurant jusqu'à Bahurim. Alors Abner lui dit : " Retourne! " et il s' en retourna.
...............
2Sm / 2Sam 16.5 And when king David came to Bahurim, behold, thence came out a man of the family of the house of Saul, whose name was Shimei, the son of Gera: he came forth, and cursed still as he came. Ary nony nanakaiky an' i Bahorima Davida mpanjaka, indro, nisy lehilahy, tamingan' i Saoly ny anarany dia Simey, zanak' i Gera nivoaka avy tao izy ka nanozona teny ampandehanana. Nony tonga tao Bahorima ny mpanjaka, indro nisy lehilahy anankiray, atao hoe Semeia zanak' i Gerà, iray fianakaviana tamin' ny ankohonan' i Saola, nivoaka avy tao, dia nandroso izy sady nanozona, Comme David atteignait Bahurim, il en sortit un homme du même clan que la famille de Saül. Il s' appelait Shiméï, fils de Géra, et il sortait en proférant des malédictions.
...............
2Sm / 2Sam 17.18 Nevertheless a lad saw them, and told Absalom: but they went both of them away quickly, and came to a man' s house in Bahurim, which had a well in his court; whither they went down. Fa nisy zazalahy iray nahita azy ka nanambara tamin' i Absaloma; nefa lasa faingana izy roa lahy ka tonga tao an-tranon' olona tao Bahorima, izay nisy lavaka fantsakana tao an-tokotaniny, dia nidina tao izy roa lahy. Nahatsikaritra azy ireo ny zazalahy anankiray, ka nilaza izany tamin' i Absaloma. Saingy nitsoaka faingana izy roa lahy, ka tonga tany Bahorima, amin' ny tranon' ity lehilahy anankiray, izay nisy lavaka fantsakàna teo an-tokotaniny, dia nidina tao. Mais un jeune homme les aperçut et porta la nouvelle à Absalom. Alors ils partirent tous deux en hâte et arrivèrent à la maison d' un homme de Bahurim. Il y avait dans sa cour une citerne où ils descendirent.
...............
2Sm / 2Sam 19.17 And there were a thousand men of Benjamin with him, and Ziba the servant of the house of Saul, and his fifteen sons and his twenty servants with him; and they went over Jordan before the king. Ary Simey, zanak' i Gera, Benjamita avy any Bahorina, dia nidodododo nidina araka tamin' ny lehilahy amin' ny Joda tsena an' i Davida mpanjaka. Ary Semeia zanak' i Gerà Benjamita, avy any Bahorima, mba nidodododo nidina niaraka tamin' ny lehilahy amin' i Jodà koa, hitsena an' i Davida mpanjaka. En hâte, Shiméï, fils de Géra, le Benjaminite de Bahurim, descendit avec les gens de Juda au-devant du roi David.

  1st Book of Kings 1 Mpanjaka Mpanjaka I 1er Livre des Rois
...............
1Mp 2.8 And, behold, thou hast with thee Shimei the son of Gera, a Benjamite of Bahurim, which cursed me with a grievous curse in the day when I went to Mahanaim: but he came down to meet me at Jordan, and I sware to him by the Lord, saying, I will not put thee to death with the sword. Ary indro fa ao aminao koa Simey, zanak' i Gera, Benjamita avy any Bahorima loza loatra ny nanozonany ahy tamin' ny andro nankanesako tany Mahanaima, nefa izy mba nidina hitsena ahy tao Jordana ihany, ary Jehovah no manianako taminy hoe: Tsy hovonoiko amin' ny sabatra ianao. Indro eto akaikinao Semeia zanak' i Gerà, Benjamita, avy ao Bahorima. Ozona mafy no notononiny tamiko, tamin' ny andro nankanesako tany Mahanaima. Nefa noho izy nidina nitsena ahy tany Jordany dia nianiana taminy, tamin' ny anaran' ny Tompo aho, nanao hoe: Tsy hovonoiko amin' ny sabatra hianao. Tu as près de toi Shiméï fils de Géra, le Benjaminite de Bahurim, qui m' a maudit atrocement au jour de mon départ pour Mahanayim, mais il est descendu à ma rencontre au Jourdain et je lui ai juré par Yahvé que je ne le tuerais pas par l'épée.